|
|
|
|

Entry1  fitakiana
Root  2  taky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa.
Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra. [1.1]
Quotes  5  Texts mentioning fitakiana

Updated on 2025/09/12