Entry fitakemorana (takemotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fihemorana, fiverenan-dalana noho ny henatra na tahotra: Tsy mendrika ny olona manan-kerimpo ny fitakemorana. [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23