| Entry | 1 fitaingenana |
| Root | 2 taingina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra:
5 Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo. 6 7 Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: 8 Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. 9 [1.1] |
| Explanations in English |
10 the act of riding astride, the act of riding
[1.7] |
| Explanations in French |
11 action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette
[1.8] |
| Updated on 2025/11/13 |
|