Entry fitainana (taina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrehetana, fampiasana ho kitay: Manetroka izaitsizy ny fitainana bozaka. [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31