Entry fitaina (taina)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay
¶ Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2020/07/31