|
|
|
|

Entry1  fitaikotaiko
Root  2 taikotaiko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban'ny olona mitaikotaiko, izany hoe mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana. [1.1]

Updated on 2025/11/17