|
|
|
|

Entry1  fitaikataika
Root  2 taikataika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban'ny olona mitaikataika, na ratsy famindra manainga ny sandry sy ny tongotra rehefa mandeha. [1.1]

Updated on 2025/11/17