| Entry | 1 fitaika |
| Root | 2 taika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala. Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka. [1.1] |
| Anagrams | 5 atifika, 6 fitaika |
| Updated on 2025/09/12 |
|