| Entry | 1 fitafitafy |
| Root | 2 tafitafy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana.
[1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|