Entry fitafiana (tafy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
¶ Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [Rajemisa 1985]
English definition clothing [Hallanger 1973]
French definition vêtements [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 
Articles 

2017/06/29