|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitadidy
Part of speech  2  noun
Root  3  tadidy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino.
Explanations in French  5  [1.3#640] manière de se souvenir
Examples  6  [2.895#31] Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy.

Entry (2/2)7  fitadidy
Part of speech  8  adjective
Root  9  tadidy
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary.

Updated on 2025/07/29