|
|
|
|

Entry1  fitaboretaka
Root  2 taboretaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba na toetran'ny olona mipetraka mibotetaka, tsy miarina tsara fa toa miretaka, mifotetaka. [1.1]

Updated on 2025/11/17