|
|
|
|

Entry1  fitabariaka
Root  2 tabariaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba na toetran'ny zavatra na olona mitabariaka, izany hoe miely, mipariaka, miparitaka. [1.1]

Updated on 2025/11/17