| Entry | 1 fisotroana |
| Root | 2 sotro |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao. [1.1] |
| Anagrams | 5 anatsofory, 6 fanatorosy, 7 fisotroana |
| Updated on 2025/09/12 |
|