Entry fisotro (sotro)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
¶ Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo.
¶ Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [Rajemisa 1985]
Quotes 

Updated on 2020/07/31