|
|
|
|

Entry1  fisosososoana
Root  2 sosososo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandrosoana sahisahy tsy am-pihambahambana, tsy miahotrahotra na misalasala:
5 Tsy voatanan-dreniny Ikoto ka lasa tery anoloan'ny olona tery; tsy nisy tezitra na sasatra anefa nahita ny fisosososoany tery akaikin'ny mpandraharaha fa gaga sy homeny fotsiny.
6 

7 Fijolonjoloana tsy mahalala menatra:
8 Lasa fanoherana ny fisosososoan'ny vinanto ao an-trano nefa ny rafozany eo am-pifosana azy indrindra.
9 
[1.1]

Updated on 2025/11/17