Entry fisoroka (soroka)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fomba entina misoroka, manala tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa tsy dia lalina loatra ny vohony, na fomba entina midify na miala mialoha amin'ny...
¶ Azo sorohina [Rajemisa 1985]

Entry fisoroka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] harato atoraka (époussette) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01