| Entry | 1 fisorohana |
| Root | 2 soroka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
5 Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1] |
| Anagrams | 6 fihosorana, fisorohana |
| Updated on 2025/12/08 |
|