|
|
|
|

Entry1  fisononohana
Root  2 sononoka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra: Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana.
5 Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. [1.1]
Synonyms  6 fisononoka

Updated on 2025/12/08