| Entry | 1 fisonenehana |
| Root | 2 sonenika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandihizana misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy ara-dalàna tsara: Endre izany fisonenehan'ny zana-drazana manao tsipisandry sy velatanana.
[1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|