|
|
|
|

Entry1  fisomparana
Root  2 sompatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovana izay hahavoa ny hafa, fihetraketrahana, fanimbana:
5 Fisomparan'ny hafa no nahavoa azy fa tsy mba aretina tsotra akory [1.1]

Updated on 2025/11/13