|
|
|
|

Entry1  fisolafahana
Root  2 solafaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
5 Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1]

Updated on 2025/12/08