|
|
|
|

Entry1  fisoirana
Root  2 soitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisavasavana ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely lavalava; fakana voankazo amin'ny hazo marani-doha; fandentehan'ny omby ny tandrony amin'ny tany. [1.1]

Anagrams  fisoirana, 5 isiforana

Updated on 2025/12/08