| Entry | 1 fisiontsionana |
| Root | 2 siontsiona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fivezivezena atsy sy ary; fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [1.1] |
| Anagrams | 5 fisiontsionana, 6 fisointsoinana |
| Updated on 2025/09/12 |
|