Entry | 1 fisidinana |
Root | 2 sidina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiakarana eny amin'ny habakabaka: Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna. Fandehanana haingana mitsoriaka: Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: tsy tra-maso ny fisidinany teo. Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Tsy mby tsy gaga amin'ny fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona. [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |