|
|
|
|

Entry1  fisiana
Root  2 isy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy:
5 Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy,
6 fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona"
[1.1]
Explanations in French  7 existence [1.13]
Vocabulary  8  Philosophy

Anagrams  9 fanisia, 10 fisaina, 11 fisiana

Updated on 2025/11/13