| Entry | 1 fisendahana |
| Root | 2 sendaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiendahana:
5 Fisendahan'ny hodi-kazo. 6 7 Fiolonolonana: 8 Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". 9 [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|