| Entry | 1 fisehoana |
| Root | 2 seho |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany.
5 Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy. 6 Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny. [1.1] |
| Explanations in French |
7 L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause.
[1.3#595] 8 apparition. [1.13] |
| Examples |
9 Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana"
[2.436#]
10 Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#] |
| All compound words | 11 fisehoan-javatra mihovitra |
| Updated on 2025/11/11 |
|