| Entry | 1 fiseho |
| Root | 2 seho |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera [1.1] |
| Explanations in French |
5 Manière d’apparaître [1.3#595] |
| Examples |
6 Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho.
[2.4#]
7 Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#] |
| All compound words | 8 fiseho tektônika |
| Updated on 2025/10/08 |
|