|
|
|
|

Entry1  fisefosefoana
Root  2 sefosefo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao [1.1]

Updated on 2025/09/12