Entry fisazohana (sazoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr' olona no nahatonga azy higadra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31