Entry | 1 fisaroroana |
Root | 2 saroro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |