| Entry | 1 fisaronana |
| Root | 2 sarona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiafenana, firakofana ao anaty...: Taloha didy mihitsy tamin' ny tany sasantsasany ny fisaronan' ny vehivavy ao anaty lamba rehefa mivoako [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|