|
|
|
|

Entry1  fisaritaka
Root  2 saritaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra misaritaka na mikorontana, misafotofoto, mifaningotsingotra. [1.1]

Updated on 2025/09/12