Entry | 1 fisantarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 santatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana na fampiasana na fihinanana zavatra voalohany: Amin' ny alahady no fisantaran' Isambilo ilay akanjo kompile vao nozairina |
Anagrams | 5 fanasitrana, 6 fanatsirana, 7 fisantarana, 8 fisatranana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |