| Entry | 1 fisangorana |
| Root | 2 sangotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiotazana vary ka salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [1.1] 5 fiotazana [Tambahoaka] [1.78] |
| Anagrams | 6 fisangorana, 7 ranga sofina |
| Updated on 2025/09/12 |
|