|
|
|
|

Entry1  fisandratana
Root  2 sandratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka.
5 Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona. [1.1]
Synonyms  6 fisandratra
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02