Entry | 1 fisanasanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sanasana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisokafana tanteraka (vava) fitanatanana toy ny hanaikitra: Ny fisanasanan' ny vavan' ilay alika ihany dia nahatonga ahy handositra nanao tongotra an-katoka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |