| Entry | 1 fisamboritana | 
| Root | 2 samboritra | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Fisikinana lamba: Nanome hery ny lehilahy ny nahita ny fisamboritan' ireo vehivavy vonona hitoraka izay fahavalo mitranga Fanaovana akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Nampalahelo ny nahita ny fisamboritr' izy mianaka kely nandehandeha eran' ny tanàna [1.1] | 
| Synonyms | 5 fisamboritra | 
| Updated on 2025/09/12 |   |