|
|
|
|

Entry1  fisamahana
Root  2 samaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany.
5 Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa. [1.1]

Anagrams  6 famisahana, 7 fisamahana, 8 hamafisana, 9 mifañasaha

Updated on 2025/09/12