| Entry | 1 fisalovanana |
| Root | 2 salovana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|