Entry | 1 fisaina |
Root | 2 saina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo |
Explanations in French |
5 [1.3#560] manière de penser, de réfléchir |
Examples |
6 [2.503#] Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona. 7 [2.606#] Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao. 8 [1.369#] Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy. |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fisaina |
Anagrams | 10 anifisa, asafiny, fanisia, fisaina, fisiana, nisafay, safinay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |