| Entry | 1 fisafotofoto |
| Root | 2 safotofoto |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady
[1.1] |
| Explanations in French |
5 l'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère
[1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|