|
|
|
|

Entry1  fisafontina
Root  2 safontina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra misafontina na mihodina miverina amin' ny nialany indray: Ny fisafontin' ny fahavalo no atahorana. [1.1]

Updated on 2025/09/12