Entry | 1 fisabaka |
Root | 2 sabaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina misabaka namampihataka ny tongotra roa ho malalaka kokoa ny elanelany: Mampihomehy ny fisabakan' io zaza io rehefa mandeha Toetran' ny zavatra misabaka: Tsy ampy ny fisabakan' ny lafiny roa amin' itỳ telolafy itỳ [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |