|
|
|
|

Entry1  firiadriatana
Root  2  riadriatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanaovan-javatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza [1.1]

Updated on 2025/09/12