Entry firavaka (ravaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany [Rajemisa 1985]
English definition jewelry [Hallanger 1973]
French definition bijou [Hallanger 1974]
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31