| Entry | 1 firaparapana | 
| Root | 2 raparapa | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Famindrana na fandehanana tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra an-jamba tsy mihevitra izay mety hahavoa ny tena, fipapapapana; fitotototoana [1.1] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |