|
|
|
|

Entry1  firaondraona
Root  2 raondraona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavamaneno miraondraona: Sondriana erỳ aho mihaino ny firaondraonan' ny orga any am-piangonana [1.1]
Vocabulary  5  Music: (in general)

Anagrams  6 firaondraona, 7 firoandroana

Updated on 2025/09/12