|
|
|
|

Entry1  firaikana
Root  2 raika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fironana, fitongilanana.
5 Fahamaodimaodiana mahatonga hitandrina: Ny tsy firaikana matetikano mahavoa. [1.1]
Synonyms  6 firaihana
All compound words  7 zorom-piraikan' ny rira-maranitra

Updated on 2025/11/09